Dikan'ny teny : kiloloka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsotsbka maromaro natao tamin'ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo avo rehefa fohy; ampifandimbiasina ny fomba fampiasa azy ka ahavitana ngodonkira fandihizana, na feonkira iray manontolo arakaraka ny habetsahan'ny isany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel