Dikan'ny teny : kimoka

Hampiditra dikany vaovao
1 Kimokimoka, Kimonkimona a: Hehy tazontazonina tsy ho mafy. - t.i.f.: Kimokimohina, kimonkimonina, voakimokimoka, tafakimokimoka 1 mikimokimoka, fikimokimoka, mpikimokimoka 1 ikimokimohana, ikimokimonana, fikimokimohana, fikimokimonana / mahakimokimo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel