Dikan'ny teny : kimoky

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a: Karazana vomanga izay hanin'ny olona ny vodiny amin'ny fotoanan' ny mosary, nefa mila fanamboarana manokana noho izy manan-toetra mampivalana (Ipomaca spr). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel