Dikan'ny teny : kimpy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Toetran'ny maso rehefa mikombona ny hodimaso ka tsy mahita. - t.i.f.: Akimpy, voakimpy / manakimpy, fanakimpy, mpanakimpy 1 anakimpiana, fanakimpiana i mikimpy, fikimpy, mpikimpy I ikimpiana, fikimpiana 1 mahakimpy / kimpikimpy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel