Dikan'ny teny : kinaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kaka) mt. ih. misy tsofoka in: Kakana, asiana ka-ka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran'ilay fiara nony nokinaka Ahitsio
2 Jer. Hinaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel