Dikan'ny teny : kindriandriana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lalaon-jazavavy kely misy solon'olona vita amin'ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy tomaboha boribory) miaina ao an-tokantrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel