Dikan'ny teny : kinetoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voaketoka, ketohina: Nokinetoky ny alika ny tanan-jazakely fa vonjeo. ~ h.o.: Nokinetoky ny varavarana ny tanako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel