Dikan'ny teny : kinga

Hampiditra dikany vaovao
1 Kingakinga p.t.: Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa 1 Mahay, havanambanana: Mp itendry zavamaneno kinga Rakoto. - t.i.f: Hakinga, fahakinga, hakfngana, f ahakingana. ΒΆ M.h.: Mailaka,mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, f analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel