Dikan'ny teny : kininina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. quinine) a.: Karazan-kazo lehibe anisan'ny mora maniry ary mahasoa tokoa fa azo ampiasaina hanaovan-javatra maro ny hazony: arina, kitay, ngorodona, hazon-trano... Karazana valopolo no nampidirina avy tany ivelany tao Analamazaotra tamin'ny taona 19141915 (Eucalyptus robusta smith). Ahitsio
2 a.: Fanafody tazo fantatra amin'ny tsirony mangidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel