Dikan'ny teny : kinto

Hampiditra dikany vaovao
1 Kintobeloha a: Karazam-borombazaha kely. Ahitsio
2 p.t.: Karazan'akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa ma-fana fo raha hiady ary fohifohy ne fa makadiry ny vavany. Ahitsio
3 Kintokinto p.t.: Tezitra, vinitra, misamboaravoara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel