Dikan'ny teny : kipaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Kipakipaka a: Fanendahana na fanesorana na f androahana tsy misY fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. i t.if.: Akipaka, voakipaka, tafakipaka I manakipaka, fanakipaka, mpanaldpaka I a• nakipahana, fanakipahana I mikipaka, fikipaka / ikipabana, fikipahana I aldpakipaka 1 manakipakipaka, fanakipaldpaka, mpanakipakipaka 1 mahakipakipaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel