Dikan'ny teny : kipantsona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fonjam-by ahantona ary velesina amin' ny tapa-by ihany; maso karazana izy io rehefa ampiasaina amin'ny fiarahan-javamaneno araka izay feo ilaina: misy toy ny takotra manify, misy tariby vaventy afolaka indroa, ary misy karazana lakolosy kely atambatra vitsivitsy. (Taloha nampiasaina ho toy ny lakolosy fiantsoana ny kipantsona, ary ankehitriny ampiasaina amin'ny Fanabeazana fototra araka ny fomba fampianarana vaovao eo amin'ny mozika aman-kira). Ahitsio
2 a: Takela-barahina mitapelaka roa izay ampiadina ka mamoaka feo mikarantsana. t• h.o.: Entina milaza ny olona vavèna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel