Dikan'ny teny : kipika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanesorana zavatra hiala ka ailika na atsipy; fanalana amin'ny fanakifihana. i t.i.f.: Akipika, voakipika, tafakipika / manakipika, fanakipika, mpanakipika I anakipihana, fanakipihana ) mikipika, fikipika, mpikipika I ildpihana, fikipihana I mahakipika 1 kipikipika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel