Dikan'ny teny : kipikipy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hazo fohifohy mitovy amin'ny sandry nomanina hitoraham-borona, toy ny akanga, na tsipoy na papelika, izay ikipilizana azy. - t.i.f: Akipikipy, voakipikipy I manipikipy, fanipikipi, mpanipikipy I anipikipiana, fanipikipiana I mahaldpi• kiPY. * Ohab.: Lany ny kipikipy zato vao tonga ny voron-tsara dia: lany tamin'ny tsinontsinona ny vola sy ny fitaovana vao tonga ny ilana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel