Dikan'ny teny : kipily

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tehina fohy na fantika ataon'ny mpiandry omby fitorahana; flantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka mihodinkodina alohan'ny hiantefany amin'ny anipazana azy. ik t.ff.: Kipilizana, akipily, voakipily, tafakipily / manakipily, fanakipily, mpanakipily I anakipilizana, fanakiā€¢ pilizana I mildpily, fikipily I ikipilizana, fikipi)lzana I mahakipily I kipiRpily I mild' pilipily. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel