Dikan'ny teny : kira

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny vanditry ny ravinkazo. ? Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo a-tao kofehy: Ny kiran-dro fia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. - t.i.f.: Kixaina, voakira / manakira, fanakira, mpanakira / anakirana, fanakirana / mikira. fikira, mpikira 1 ikirana, fikirana / mahakira / kirakira 1 kirakiraina, voakirakira, kinirakira / manirakira, fanirakira, mpanirakira anirakirana / mikirakira, fikirakira / mahakirakira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel