Dikan'ny teny : kiramena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo azo akana kirany no sady ampiasaina handokoana; mafy sahala amin'ny kiran-drofia ny kirany (Indigofera Bojeri Baker). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel