Dikan'ny teny : kiraro

Hampiditra dikany vaovao
1 a : K arazam,pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin'ny fingotra na lamba. 6 tif: Kiraroana, akiraro, voakiraro 1 manakiraro, fanakiraro, mpanakiraro / anakiraroana, fanaldraroana 1 mikiraro, fikiraro, mpikiraro I ikiraroana, fikiraroana / mahakiraro / kiraroraro. • F.-p.: Kiraro an-trano: kiraro tsy feno daholo ny tampony. 1 Kiraron'i Beminahy: ny tongotra ilany ihany no misy kiraso. / Kiraro iray aman'olona: enti-milaza ny kiraro miara-droa ho an'ny tongotra havia sy havanana (iray lomisy) / Kiraro Uerinia: kiraro vita tamin'ny hoditra mangirangirana. * Ohab.: Mandeha ila ohatra ny kiraron'i Beminahy: entimilaza zavatra roa tokony hiaraka, nefa tsy tafaraka, fa ny iray ihany no ampiasaina na anaovana. / Solafaka omen-tehina; potraka omenkiraro: ilazana ny olona mbola sahirana ihany na dia efa omena zava-tsoa aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel