Dikan'ny teny : kirihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a sady p.t.: Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. - F.-p.: Kirihitr'ala: ala kely mivondrona sy matevina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel