Dikan'ny teny : kirina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiry) p.t.: Tsy mety miova amin'ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin'ny heviny. ΒΆ M.h.: Be ditra, mafy hatoka, mafy sofina, be tohika, be bohihy, botraika, tsy azo atao ahoana amin' ahoana, mikiribiby, mitomp o teny fantatra, mikitroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel