Dikan'ny teny : kiringy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana nomena ny mponina avy any La Ré-union, angamba noho ny toe-bolon'ny ankabeazan'izy ireo, izay fohy no ngitangita kely. ¶ M. h.: Kiriolona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel