Dikan'ny teny : kirobo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy vo-amena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran'ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; uenty sy kirobo 2,00F). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel