Dikan'ny teny : kirongo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Korongo (Mer sy Br), na Korongona (Btl) p.t.: Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony: Ohab.: Raha baka mahay manorirana ianao, izaho mba kirongo tsy misy hidirana (jar. Baka). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel