Dikan'ny teny : kiry

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zauadehibe toy itony. 1 Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehiuaoy efa lazaina fa tsy izany no izy ka mboia mibohika ihany. i t. L f.: Kirina, mikiry, fikiry, mpikiry / ikirizana, fikirizana / mahakiry / mahakirina / kirikiry / manirikiry, manakirikiry, fanakirikiry, mpanakirikiry / anirikiriana, anakirikiriana, fanirikiriana, fanakirikixiana 1 kirikirina 1 mahakirikirina 1 mikiribiby, fikiribiby, mpikiribiby, ikiribibiana, fikfribibiana / mahakiribiby. • F.-p.: Kirin'antitra: fitanana hevitry ny tena tsy azo ahodina. ¶ M.h.: Ikirizana: ezahina, ikokorana, imokirana, lakolakoina, ladirina, lozohina, ilofosana, tsy mitsaha-tsy feno. Ahitsio
2 a: Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty. ? Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan'ny karazana samihafa; safitra. • Volo eo anilan'ny sofina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel