Dikan'ny teny : kisarihasina

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a.: Kaxazankazo madinidinika mitovitovy amin'ny landihazo, saingy maniry amin'ny tany mandomando; fampiasan'ny olona amin'ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel