Dikan'ny teny : kisendrasendra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. sady p.t: Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin'ny fanadinana. M.h.: Vintana, kinanga, kitano, kitanotano, kendry tohina, kitoatoa, tsy nahinahy, tsy tohatohatra, tsy nampoizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel