Dikan'ny teny : kisoa

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Biby karazan'ny lambo, ompian'ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa no-mena ny anarana koa hoe "lambo resy". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel