Dikan'ny teny : kitakitaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitakita) mt ih. (kitakitao): Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain'Isambilo ny akanjoko, • Velivelezina, levilevena, tsy itondrana roa: Nokitakitain'ny mpampiasa zanakalo izy ka tsy nahapetraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel