Dikan'ny teny : kitamby

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan'ny olona any a nindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin'ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika - t.i.f : Kitambina, akitamby, voakitamby / manakitamby, fanakitamby, mpanakitamby / anakitambiana, fa nakitambiana / mikitamby, fikitamby, mpikitamby 1 ikitambiana, fikitambiana / ma hakitamby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel