Dikan'ny teny : kitari-daolao

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a: Hira fanaon'ny tovovavy amin'ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin'ny eo aloha, ary ny havia amin'ny eo aoriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel