Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : kitenindahy
Hampiditra dikany vaovao
1
na Tenindahy a: Karazan'ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel