Dikan'ny teny : kitikitihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitikitika) mt ih. (kitikitiho): Kasihina (amin' ny faritra mahatonga hihomehy): Aza kitikitihinao ny tongotro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel