Dikan'ny teny : kitoatoa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. sy a: Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin'ny fanadinana ka tsy afaka ? Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra uao hanafo trano. ΒΆ M.h.: Befahatany, mosalahy. i tif: Kito ato avina, akitoatoa, voakitoatoa 1 mikitoatoa, fikitoatoa, mpikitoatoa / ikitoatoavana, fikitoatoavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel