Dikan'ny teny : kitoza

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana. 1 f,i, f : Kitozaina, voakitoza / manakitoza, fanakitoza, mpanakitoza 1 anakitozana, fanakitozana 1 kitozatoza. - F,-p.: Kitozan-kabary, kitozan-teny: teny na kabary lava tsy mety tapaka. / Kitoz an 'ad y: ady mitohy tsy misy farany. / Kitozan'amalona: amalona atao kitoza. / Kitozan'ny mpifana: zavatra atolotra ho valin'ny rom-patsa nomena nv vehivavy vao tera-bao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel