Dikan'ny teny : kitraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitra) mt. ih. (kitrao): Kotabaina, kotranina: Kitrain'ny ahiahy ny saiko. • Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo. 1 Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel