Dikan'ny teny : kitroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. i ti.f.: Akitroka, voakitroka, tafakitroka I manakitroka, fanakitroka I anakitrohana, fanakitrohana 1 mikitsoka, fikitroka, mpikitroka 1 'rkitrohana, fikitrohana 1 mahakitroka 1 kitrokitroka. Ahitsio
2 a.: Iran lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin'ny afotroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel