Dikan'ny teny : kitrotro

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taons. (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin'ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran'ny tena manontolo. Mandeha ranomaso lava, mena-mena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel