Dikan'ny teny : kitsangana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnone urumjunciformae). * Ohab.: Kitsangana sy auoko: tanety no iraisana: Misy olona samy hafa be na ny toetrany na ny fihetsiny ne-fa mazàna hita miara-mitoetra eny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel