Dikan'ny teny : kizo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny vatom-panorona izay lanin'ny andanfny daholo rehefa avy nihinana ny azy. ? Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany. ? Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany. - t.i.f.: Mildzo, fikizo, mpikizo / ikizoana, fikizoana / mahakizo 1 kizokizo. - F-p.: Kizo fara: lany tamingana, lany taranaka handimby. / Kizo tokana: lalana tsy misy afa-tsy tokana. /Lalana kizo tokana ny fahafatesana: ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiai-nana. I Vola kizo: ny vola ariary. Ahitsio
2 (Btl) a.: Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon'ny olona famandrihamborona indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel