Dikan'ny teny : ko

Hampiditra dikany vaovao
1 o: Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana ka en-titra misolo ny olona miteny raha tokana: Efa vitako ny asako ka handeha aho. / Marary ny tongotro sy na soroko tamin'izaho potraka anikeheo. Ahitsio
2 Kian-teny tsy dia misy heviny fa entin'ny ankizy hanamafisana ny fitenenany no sady hiangolangolany: Marary tsinona ny tananay ko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel