Dikan'ny teny : kobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano. ? h. i.: Fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty rano mba hanadiovana azy. i tif: Kobahina, akobaka, voakobaka 1 manakobaka, fanakobaka, mpanhkobaka / anakobahana, fanakobahana 1 mikobaka, fikobaka, mpikobaka 1 ikobahana, fikobahana 1 mahakobaka / kobakobaka. - F-p.: Kobaka am-bava, volana hatenda: teny foana lazain'ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel