Dikan'ny teny : kobonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kobona) mt.ih. (kobony): Rakofana amimyitandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita ? h.o.: Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela na-nimba ny sain y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel