Dikan'ny teny : kodingy

Hampiditra dikany hafa
Kodingo a.: Fianjerana na fidabohana arahina fikodiadiavana, fionganana. - t.i.f.: Akodingy, voakodingy, tafakodingy / manakod'nrgy, fanakodingy, mpanakodingy 1 anakodingiana, fanakodingiana f mikodingy, fikodingy, mpikodingy / ikodingiana, fikodingiana / mahakodingy f kodingidingy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053