Dikan'ny teny : kododohina

Hampiditra dikany hafa
(kododoka) mt. ih. (kododohy): Atao haingana. 1 Asaina manao haingana, dodonana, dodosana: Aza kododohinao aho fa vita ratsy eo ny raharaha Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095