Dikan'ny teny : kododoka
Hampiditra dikany hafa
a.: Hadodonana, hamaikana, hamaimaizana. 6 t.i.f.: Kododohina / manakododoka, fanakododoka, mpanakododoka / anakododohana, fanakododohana / mikododoka, fikododoka, mpikododoka / ikododohana / mahakododoka / kododododoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha