Dikan'ny teny : kofehy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana. Ahitsio
2 na Solonkofehy a.: Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin'ny fahoriana raha toa ka eo amin'ny fotoana amonosana ny razana no tonga marnangy (jer, koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel