Dikan'ny teny : koja

Hampiditra dikany vaovao
1 Kojakoja a: Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy arnin'ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin'ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano. ? Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao. - t.i.f.: Kojakojaina, voakojakoja, kinojakoja J mikojakoja, fikojakoja, mpikojakoja / ikojakojana, fikojakojana / mahakojakoja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel