Dikan'ny teny : koko

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihasimban'ny teny hoe kohokoho. Ahitsio
2 a.: Voan'ny voanio. Ahitsio
3 a.: Ny hanina sisa tafaraikitra amin'ny vody vilany, kikim-bilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel