Dikan'ny teny : kokoa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Teny atao eo aorian'ny p.t.: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin'ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny uy, / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel