Dikan'ny teny : kokolampo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan'olondia, iray karazana amin'ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan'ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan'ny foko hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel